Filazantsara araka an'i Lioka 11:41
Fa ny zavatra eo anatiny no aoka homenareo ho fiantrana, dia, indro, madio ho anareo ny zavatra rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But rather give alms of such things as ye have; and, behold, all things are clean unto you.
In Context
40Ry adala! Tsy izay nanao ny vohony va no nanao ny atiny koa?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11
Cross References
Deuteronomy 15:8fa sokafy tsara aminy ny tananao, ka ampisambory izay ilainy, araka izay mahory azy.
Psalms 41:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Proverbs 14:31Izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy; Fa ny mamindra fo aminy kosa dia manome voninahitra Azy.
Ecclesiastes 11:1Atsipazo eny ambonin’ ny rano ny haninao, fa ho hitanao ihany izy rehefa ela.
Daniel 4:27Ary ny mpanjaka niteny ka nanao hoe: Tsy ity va no Babylona lehibe, izay nataoko ho lapan’ ny fanjakana tamin’ ny haben’ ny heriko mba ho voninahitry ny fahalehibiazako?
Matthew 6:1Tandremo mba tsy hanao ny asan’ ny fahamarinanareo eo imason’ ny olona hahitany izany; Fa raha tsy izany, dia tsy manana valim-pitia amin’ ny Rainareo Izay any an-danitra ianareo.