Filazantsara araka an'i Lioka 11:46
Fa hoy Jesosy: Lozanareo, mpahay lalàna koa! fa mampitondra ny olona entana sarotra entina ianareo, nefa tsy manendry izany entana izany akory ianareo, na dia amin’ ny rantsan-tananareo iray aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
47Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan’ ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11
Cross References
Isaiah 10:1Lozan’ izay mamorona fikasana tsy marina sy izay mpanoratra manoratra fampahoriana,
Matthew 23:2Eo amin’ ny fipetrahan’ i Mosesy no ipetrahan’ ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo;
Luke 11:52Lozanareo, mpahay lalàna! satria nalainareo ny fanalahidin’ ny fahalalana; ianareo tsy niditra, ary izay te-hiditra dia nosakananareo.