Filazantsara araka an'i Lioka 11:54
Dia nihendry Azy izy ireo hamandrihany Azy tamin’ ny teny naloaky ny vavany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Laying wait for him, and seeking to catch something out of his mouth, that they might accuse him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 11
Cross References
Psalms 37:32Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.
Matthew 22:15Ary tamin’ izay dia lasa ny Fariseo ka niara-nisaina mba hamandrika Azy amin’ ny teniny.
Matthew 22:35Ary ny anankiray tamin’ ireo, izay mpahay lalàna, nanontany naka fanahy Azy ka nanao hoe:
Mark 12:13Ary nirahiny hankeo amin’ i Jesosy ny sasany avy tamin’ ny Fariseo sy ny Herodiana hamandrika Azy amin’ ny teniny.