Filazantsara araka an'i Lioka 12:23
Fa ny aina mihoatra noho ny hanina, ary ny tena noho ny fitafiana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The life is more than meat, and the body is more than raiment.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 12
Cross References
Job 1:12Dia hoy Jehovah tamin’ i Satana: Indro eo an-tananao izay ananany rehetra; fa ny tenany ihany no aza aninjiranao ny tananao. Dia nivoaka Satana niala teo anatrehan’ i Jehovah.
Job 2:6Dia hoy Jehovah tamin’ i Satana: Indro, eo an-tananao izy; ny ainy tokana ihany no aza asiana.
Acts 27:18Ary raha nasian’ ny rivotra mafy izahay, dia nanariany ny entana nony ampitso;