Filazantsara araka an'i Lioka 12:25
Ary iza moa ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro iainany, na dia kely monja aza?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And which of you with taking thought can add to his stature one cubit?
In Context
26Koa raha ny kely indrindra aza tsy hainareo, nahoana ianareo no manahy ny amin’ ny sisa?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 12
Cross References
Matthew 6:27Ary iza ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia kely monja aza?