Filazantsara araka an'i Lioka 12:35
Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let your loins be girded about, and your lights burning;
In Context
34Fa izay itoeran’ ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 12
Cross References
1 Kings 18:46Ary ny tànan’ i Jehovah dia tao amin’ i Elia, dia nisikina izy ka nihazakazaka teo alohan i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.
Isaiah 5:27Tsy hisy reraka na tafintohina ao aminy; Tsy ho rendrehana na hatory izy: Tsy hiboraka ny fehin-kibony, ary tsy ho tapaka ny fehin-kapany,
Matthew 5:16Aoka hazava eo imason’ ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.
Matthew 25:4ary ny hendry kosa nitondra solika tao anatin’ ny fitondrany sy ny fanalany.
Ephesians 6:14Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
1 Peter 1:13Koa amin’ izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ ny hisehoan’ i Jesosy Kristy;