Filazantsara araka an'i Lioka 12:41
Ary hoy Petera: Tompoko, izahay va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ny olona rehetra?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Peter said unto him, Lord, speakest thou this parable unto us, or even to all?
In Context
40Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak’ olona amin’ izay ora tsy ampoizinareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 12
Cross References
Mark 13:37Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin’ ny olona rehetra
1 Peter 4:7Fa antomotra ny faran’ ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin’ ny fivavahana.