Filazantsara araka an'i Lioka 12:43
Sambatra ny mpanompo Izay ho hitan’ ny tompony fa, indreo, manao toy izany, raha avy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed is that servant, whom his lord when he cometh shall find so doing.
In Context
44Lazaiko aminareo marina fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 12
Cross References
Proverbs 27:18Izay miaro aviavy dia hihinana ny voany; Ary izay miambin-tompo dia homem-boninahitra.
Matthew 24:46Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka hahita azy manao izany.
2 Peter 3:14Koa amin’ izany, ry malala, satria manantena izany zavatra izany ianareo, efa mazotoa mba ho hita tsy manan-tsiny amam-pondro eo anatrehan’ ny Tompo amin’ ny fihavanana.