Filazantsara araka an'i Lioka 12:45
Fa raha manao anakampo kosa izany mpanompo izany hoe: Maharitra ela ny tompoko vao ho avy, ka dia mikapoka ny ankizilahy sy ny ankizivavy izy sady mihinana sy misotro ka mamo,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
44Lazaiko aminareo marina fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 12
Cross References
Job 24:23Ataony mandry fahizay sy tsara tohana izy, sady tsinjoviny mandrakariva ny lalany.
Isaiah 65:6Indro, izao no voasoratra eo anatrehako: Tsy hangina Aho mandra-pamaliko anareo eny, mandra-pamaliko ho ao an-tratranareo
Ezekiel 12:22Ry zanak’ olona, ahoana moa, izao fitenenana ataonareo ao amin’ ny tanin’ ny Isiraely izao hoe: Mihaela ny andro, ary tonga tsinontsinona ny fahitana rehetra?
Ezekiel 34:3Ny taviny dia haninareo, ary ny volony tafinareo, ny nafahy vonoinareo; nefa ny ondry tsy mba andrasanareo.
Matthew 22:6Ary ny sisa nisambotra ny mpanompony, dia nisetrasetra taminy ka namono azy.
Romans 16:18Fa izy ireny tsy mba manompo an’ i Kristy Tompontsika, fa ny kibony ihany; ary teny malefaka sady tsara lahatra no amitahany ny fon’ ny tsy ary saina.