bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 12 › Filazantsara araka an'i Lioka 12:55
Filazantsara araka an'i Lioka 12:55
Ary raha avy any atsimo ny rivotra, dia hoy ianareo: Hafana ny andro; dia tonga izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when ye see the south wind blow, ye say, There will be heat; and it cometh to pass.
In Context
54Ary hoy Jesosy tamin’ ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin’ izay dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany.
56Hianareo mpihatsaravelatsihy, ny tarehin’ ny tany sy ny lanitra dia hainareo fantarina; fa ahoana kosa no tsy ahaizanareo mamantatra izao andro izao?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 12
Cross References
Job 37:17Hianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana, raha migaingaina ny andro azon’ ny rivotra avy any atsimo,
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 12:55