Filazantsara araka an'i Lioka 14:11
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For whosoever exalteth himself shall be abased; and he that humbleth himself shall be exalted.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 14
Cross References
1 Samuel 15:17Dia hoy Samoela: Na dia noheverinao ho kely aza ny tenanao, moa tsy tonga lohan’ ny firenen’ Isiraely va? Ary Jehovah nanosotra anao ho mpanjakan’ ny Isiraely;
Job 22:29Raha misy mietry, dia hataonao hoe: Misandrata; fa ny manetry tena hovonjeny.
Psalms 18:27Ny madio no isehoanao fa madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
Proverbs 15:33Ny fahatahorana an’ i Jehovah dia fananarana mampahahendry; Ary ny fanetren-tena mialoha ny fisandratana.
Proverbs 29:23Ny fiavonavonan’ ny olona no hampietry azy; Fa hahazo voninahitra kosa ny manetry tena.
Isaiah 2:17Ary ny fireharehan’ ny zanak’ olombelona hatao mitanondrika, Ary ny fiavonavonan’ ny olona haetry; Fa Jehovah ihany no hisandratra amin’ izany andro izany.