Filazantsara araka an'i Lioka 14:22
Ary hoy ilay mpanompo: Tompoko, efa natao izay nandidianao, ary mbola tsy feno ihany ny trano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the servant said, Lord, it is done as thou hast commanded, and yet there is room.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 14
Cross References
Psalms 130:7Manantenà an’ i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin’ i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;
Acts 1:1Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia nosoratako ny amin’ izay nataon’ i Jesosy sy nampianariny,
Colossians 2:9Fa ao amin’ ny tenany no itoeran’ ny fahafenoan’ ny fomban’ Andriamanitra rehetra;
1 John 2:2ary Izy no avotra noho ny fahotantsika, ary tsy noho ny antsika ihany, fa noho ny an’ izao tontolo izao koa.