The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 14 › Filazantsara araka an'i Lioka 14:33

Filazantsara araka an'i Lioka 14:33

Ary toy izany koa ianareo rehetra, izay tsy mahafoy izay rehetra anananareo, dia tsy azo ekena ho mpianatro.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

So likewise, whosoever he be of you that forsaketh not all that he hath, he cannot be my disciple.

In Context

32Fa raha tsy izany, raha mbola lavitra ny mpanjaka anankiray, dia hampitondra teny izy ka hangataka fihavanana.

34Koa tsara ny sira; fa raha ny sira aza no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 14

Cross References

Luke 5:28Ary nahafoy ny zavatra rehetra izy ka nitsangana, dia nanaraka Azy.

Luke 18:22Ary rehefa nandre izany Jesosy, dia hoy Izy taminy: Mbola diso zavatra iray loha ianao: amidio ny fanananao rehetra, ka zarao ho an’ ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra ianao; ary avia, manaraha Ahy.

Acts 5:1Fa nisy kosa lehilahy atao hoe Ananiasy sy Safira vadiny nivarotra tany,

Philippians 3:7Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin’ i Kristy.

1 John 2:15Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’ izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 14:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 14:32Filazantsara araka an'i Lioka 14Filazantsara araka an'i Lioka 14:34 →