Filazantsara araka an'i Lioka 14:6
Ary tsy nahavaly ny amin’ izany zavatra izany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they could not answer him again to these things.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 14
Cross References
Matthew 22:46Dia tsy nisy nahavaly Azy na dia teny iray akory aza; ary hatramin’ izay andro izay dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
Luke 20:26Ary tsy sahiny nitanana Azy teo anatrehan’ ny olona izany teny izany sady gaga izy noho ny famaliny ka nangina.
Luke 21:15fa Izaho no hanome anareo vava sy saina, izay tsy ho azon’ ny fahavalonareo rehetra valiana na resena.