Filazantsara araka an'i Lioka 14:9
ary ho avy izay nanasa anao sy izy ka hilaza aminao hoe: Omeo toerana io olona io: dia ho menatra ianao ka hifindra ho any amin’ ny fitoerana aoriana indrindra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 14
Cross References
Proverbs 3:35Ny hendry handova voninahitra; Fa henatra kosa no ho anjaran’ ny adala.
Proverbs 16:18Ny fiavonavonana mialoha ny fahasimbana, Ary ny fanahy mirehareha mialoha ny fahalavoana.
Daniel 4:30Tamin’ izay indrindra no nahatanterahan’ izany tamin’ i Nebokadnezara; fa noroahina niala tamin’ ny olona izy ka nihinana ahitra toy ny omby, ary ny tenany dia kotsan’ ny andon’ ny lanitra ambara-panirin’ ny volony ho toy ny an’ ny voromahery, ary ny hohony ho toy ny an’ ny vorona.