Filazantsara araka an'i Lioka 15:1
Ary ny mpamory hetra rehetra sy ny mpanota nanatona hihaino an’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then drew near unto him all the publicans and sinners for to hear him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 15
Cross References
Ezekiel 18:27Ary raha ny ratsy fanahy miala amin’ ny faharatsiana nataony ka manao izay marina sy mahitsy, dia hovelominy ny fanahiny.
Matthew 21:28Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin’ ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin’ ny tanim-boaloboko anio.
Luke 7:29Ary ny vahoaka rehetra sy ny mpamory hetra raha nandre, dia nanamarina an’ Andriamanitra, satria natao batisa tamin’ ny batisan’ i Jaona izy.
Romans 5:20Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin’ izay nihabiazan’ ny ota no nihoaran’ ny fahasoavana be lavitra,