bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 15 › Filazantsara araka an'i Lioka 15:11
Filazantsara araka an'i Lioka 15:11
Ary hoy Jesosy: Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka mirahalahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, A certain man had two sons:
In Context
10Lazaiko aminareo fa misy fifaliana toy izany eo anatrehan’ ny anjelin’ Andriamanitra ny amin’ ny mpanota iray izay mibebaka.
12Ary hoy ilay zandriny tamin-drainy: Raiko, omeo ahy ny anjara-fananana tokony ho ahy. Dia nozarainy tamin’ izy mirahalahy ny fananany.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 15
Cross References
Jeremiah 35:16Eny, nankatoavin’ ny zanak’ i Jonadaba, zanak’ i Rekaba, ny hafa-drazany, izay nanafarany azy; fa ity firenena ity kosa tsy mba nihaino Ahy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 15:11