Filazantsara araka an'i Lioka 15:23
ary ento ny zanak’ omby nafahy, ka vonoy; ary aoka isika hihinana sy hifaly;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And bring hither the fatted calf, and kill it; and let us eat, and be merry:
In Context
24fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. Dia nifaly izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 15
Cross References
Genesis 18:7Ary Abrahama kosa nihazakazaka nankany amin’ ny omby, dia naka zanak’ omby tanora sady tsara ka nanolotra azy tamin’ ny ankizilahy, dia lasa faingana izy hamboatra azy.
Proverbs 9:2Efa namono ny bibiny sy nangaroharo ny divainy izy Ary efa namelatra ny latabany koa;
Isaiah 65:13Koa izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, ny mpanompoko hihinana, fa ianareo kosa ho mosarena; Indro, ny mpanompoko hisotro, fa ianareo kosa ho main-tenda; indro, ny mpanompoko hifaly, fa ianareo kosa ho menatra;