bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 15 › Filazantsara araka an'i Lioka 15:26
Filazantsara araka an'i Lioka 15:26
Ary niantso ankizilahy anankiray izy ka nanontany azy izay anton’ izany zavatra izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he called one of the servants, and asked what these things meant.
In Context
25Fa tany an-tsaha ny zanany lahimatoa; ary nony nody izy ka mby teo akaiky ny trano, dia nandre zava-maneno sy dihy.
27Ary hoy ilay ankizilahy taminy: Tonga ny rahalahinao, ka namono ny zanak’ omby nafahy ny rainao, satria efa tafaverina soa aman-tsara ato aminy izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 15
Cross References
Acts 2:12Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr’ izany?
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 15:26