Filazantsara araka an'i Lioka 15:27
Ary hoy ilay ankizilahy taminy: Tonga ny rahalahinao, ka namono ny zanak’ omby nafahy ny rainao, satria efa tafaverina soa aman-tsara ato aminy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
26Ary niantso ankizilahy anankiray izy ka nanontany azy izay anton’ izany zavatra izany.
28Dia tezitra izy ka tsy nety niditra; ary nivoaka rainy ka nampandroso azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 15
Cross References
Acts 9:17Ary nandeha Ananiasy ka niditra tao an-trano, dia nametra-tanana taminy ka nanao hoe Ry Saoly rahalahy, ny Tompo, dia Jesosy Izay niseho taminao teo amin’ ny lalana nalehanao, no efa naniraka ahy, mba hahiratan’ ny masonao, ary mba ho feno ny Fanahy Masìna ianao.
Philemon 1:16tsy toy ny andevo intsony anefa, fa efa mihoatra noho ny andevo, dia rahalahy malala, indrindra fa ho ahy, mainka fa ho anao, na amin’ ny nofo, na amin’ ny Tompo.