bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 16 › Filazantsara araka an'i Lioka 16:6
Filazantsara araka an'i Lioka 16:6
Ary hoy io: Diloilo injaton’ ny famarana. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ary mipetraha faingana, ka dimam-polo no soraty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, An hundred measures of oil. And he said unto him, Take thy bill, and sit down quickly, and write fifty.
In Context
5Dia niantso izay rehetra nitrosa tamin’ ny tompony izy hankao aminy ka nanao tamin’ ny voalohany hoe: Hoatrinona no trosan’ ny tompoko aminao?
7Dia hoy izy tamin’ ny anankiray koa: Hoatrinona kosa no trosa aminao? Ary hoy izy: Vary injaton’ ny famarana. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao ka valo-polo no soraty.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 16
Cross References
Luke 16:12Ary raha tsy mahatoky amin’ izay an’ olona ianareo, iza no hanome anareo izay anareo?
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 16:6