bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 17 › Filazantsara araka an'i Lioka 17:11
Filazantsara araka an'i Lioka 17:11
Ary raha niakatra ho any Jerosalema Jesosy, dia nandeha namaky an’ i Samaria sy Galilia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, as he went to Jerusalem, that he passed through the midst of Samaria and Galilee.
In Context
10Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo ny mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay.
12Ary raha niditra tao amin’ ny vohitra anankiray Izy, dia nisy boka folo lahy nifanena taminy, izay nijanona teny lavitra eny.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 17
Cross References
John 4:3dia niala tany Jodia Izy ka nankany Galilia indray.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 17:11