bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 17 › Filazantsara araka an'i Lioka 17:32
Filazantsara araka an'i Lioka 17:32
Tsarovy ny vadin’ i Lota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Remember Lot’s wife.
In Context
31Amin’ izany andro izany izay eo an-tampon-trano, ary ny entany ao an-trano, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin’ izay efa nilaozany izy.
33Na zovy na zovy mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy; ary na zovy na zovy no hahavery ny ainy dia hahazo izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 17
Cross References
Genesis 19:26Fa ny vadin’ i Lota niherika teo ivohony, dia tonga vongan-tsira mitsangana izy.
Hebrews 10:38Ary “ny oloko marina dia ho velon’ ny finoana;” Fa raha mihemotra izy, dia tsy sitraky ny fanahiko.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 17:32