Filazantsara araka an'i Lioka 17:4
Ary raha manota aminao impito indray andro izy, ary mivalo aminao impito kosa manao hoe; Mibebaka aho, dia mamelà ny helony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
5Ary hoy ny Apostoly tamin’ ny Tompo: Ampitomboy ny finoanay.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 17
Cross References
Matthew 6:12Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
Matthew 18:16fa raha tsy mihaino anao kosa izy, dia ento miaraka aminao ny olona iray na roa, mba ho voaorina mafy avokoa ny teny rehetra amin’ ny tenin’ ny vavolombelona roa na telo.
Matthew 18:35Ary tahaka izany koa no hataon’ ny Raiko Izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin’ ny fonareo avy ianareo.
1 Corinthians 13:4Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo,
Colossians 3:12Koa mitafia famindram-po sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin’ Andriamanitra sady masìna no malala.