bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 17 › Filazantsara araka an'i Lioka 17:9
Filazantsara araka an'i Lioka 17:9
Moa misaotra izany mpanompo izany va izy, satria nataony izay nandidiany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Doth he thank that servant because he did the things that were commanded him? I trow not.
In Context
8Fa tsy hilaza aminy kosa hoe va izy: Manamboara izay hisakafoako, ary misikìna, ka manompoa ahy ambara-pihinako sy hisotroako; fa rehefa vita izany, dia vao mahazo mihinana sy misotro ianao?
10Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo ny mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 17
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 17:9