Filazantsara araka an'i Lioka 18:2
dia nanao hoe: Nisy mpitsara tao an-tanàna anankiray, izay tsy natahotra an’ Andriamanitra, na mena-maso olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Saying, There was in a city a judge, which feared not God, neither regarded man:
In Context
1Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka,
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 18
Cross References
2 Chronicles 19:3Nefa mba misy fahatsaram-panahy hita ihany aminao, fa noravanao tsy ho eo amin’ ny tany ny Aseraha, sady nampiomana ny fonao hitady an’ Andriamanitra ianao.
Psalms 8:1Ho an’ ny mpiventy hira Al-hagitith. Salamo nataon’ i Davida.
Isaiah 33:8Maty ny lalambe; Tsy misy ny mpandeha; Nofoanany ny fanekena; Nalany baraka ny tanàna; Tsy nanaja olona izy.
Ezekiel 22:6Indreo ny lehiben’ ny Isiraely efa samy ao aminao araka ny heriny avy mba handatsa-drà.
Luke 18:4Ary tsy nanaiky izy aloha; fa rehefa afaka izany, dia nanao anakampo hoe izy: Na dia tsy matahotra an’ Andriamanitra aza aho sady tsy mena-maso olona,