The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 18 › Filazantsara araka an'i Lioka 18:34

Filazantsara araka an'i Lioka 18:34

Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany, fa nafenina taminy izy ka dia tsy fantany izay nolazainy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they understood none of these things: and this saying was hid from them, neither knew they the things which were spoken.

In Context

33ary hokapohiny sy hovonoiny, ary amin’ ny andro fahatelo dia hitsangana Izy.

35Ary raha Jesosy nanakaiky an’ i Jeriko, dia indro jamba anankiray nipetraka nangataka teo amoron-dalana.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 18

Cross References

Luke 2:50Nefa tsy azon’ ireo ny teny izay nolazainy taminy.

Luke 24:25Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain’ ny mpaminany.

John 10:6Izany fanoharana izany no nolazain’ i Jesosy taminy, nefa tsy azony izay zavatra nolazainy taminy.

John 16:1Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo, mba tsy hahatafintohina anareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 18:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 18:33Filazantsara araka an'i Lioka 18Filazantsara araka an'i Lioka 18:35 →