Filazantsara araka an'i Lioka 18:35
Ary raha Jesosy nanakaiky an’ i Jeriko, dia indro jamba anankiray nipetraka nangataka teo amoron-dalana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
36Ary raha nandre ny vahoaka mandalo izy, dia nanontany hoe: Inona izany?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 18
Cross References
Matthew 20:29Ary raha niala tao Jeriko izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an’ i Jesosy.
Luke 16:20Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan’ ny vavahadiny;
John 9:8Koa izay nifanolotra taminy sy izay nahita azy fa mpangataka izy taloha dia nanao hoe: Tsy ity va ilay nipetraka nangataka?