Filazantsara araka an'i Lioka 18:40
Ary Jesosy nijanona, dia nasainy ho entina eo aminy ralehilahy; ary rehefa mby akaiky izy, dia nanontany azy Jesosy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus stood, and commanded him to be brought unto him: and when he was come near, he asked him,
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 18
Cross References
Mark 10:48Ary maro no niteny mafy azy mba hangina; fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Ry Zanak’ i Davida ô, mamindrà fo amiko.