bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 18 › Filazantsara araka an'i Lioka 18:6
Filazantsara araka an'i Lioka 18:6
Ary hoy ny Tompo: Henoy izay lazain’ ilay mpitsara tsy marina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the Lord said, Hear what the unjust judge saith.
In Context
5mba homeko rariny ihany io mpitondratena io, fa manahirana ahy izy, fandrao ho avy mandrakariva izy ka hampahasosotra ahy.
7Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman’ alina, ary moa hitaredretra va Izy?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 18
Cross References
Luke 7:13Ary nony nahita an-dravehivavy ny Tompo, dia onena azy ka nanao taminy hoe: Aza mitomany.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 18:6