Filazantsara araka an'i Lioka 19:10
Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the Son of man is come to seek and to save that which was lost.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 19
Cross References
Matthew 1:21ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ ny fahotany.
Matthew 10:6fa aleo mankany amin’ ny ondry very amin’ ny taranak’ isiraely.
Matthew 18:10Mitandrema, fandrao manao tsinontsinona na dia ny iray aza amin’ ireny madinika ireny ianareo; fa lazaiko aminareo: Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan’ ny Raiko Izay any an-danitra.
Luke 5:31Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary;
Luke 15:8Ary iza moa no vehivavy manana farantsakely folo, ka very ny anankiray, no tsy mampirehitra jiro ka mifafa trano sy mitady fatratra mandra-pahitany azy?
Romans 5:6Fa fony mbola tsy nanan-kery isika, dia maty Kristy tamin’ ny fotoan’ andro hamonjy ny ratsy fanahy.