The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 19 › Filazantsara araka an'i Lioka 19:20

Filazantsara araka an'i Lioka 19:20

Fa tonga kosa ny anankiray ka nanao hoe: Tompoko, indry ny farantsanao, izay notehiriziko voafono amin’ ny mosara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And another came, saying, Lord, behold, here is thy pound, which I have kept laid up in a napkin:

In Context

19Ary hoy koa izy tamin’ io: Manapaha tanàna dimy koa ianao.

21Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 19

Cross References

Proverbs 26:13Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, Misy liona atsy an-dalambe.

Luke 3:9Ary, indro, efa mipetraka ao amin’ ny fototry ny hazo sahady ny famaky; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapohina ka hatsipy any anaty afo.

Luke 19:13Dia niantso folo lahy tamin’ ny mpanompony izy ary nanome azy farantsa folo ka nanao taminy hoe: Mandrantoa mandra-pihaviko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 19:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 19:19Filazantsara araka an'i Lioka 19Filazantsara araka an'i Lioka 19:21 →