bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 19 › Filazantsara araka an'i Lioka 19:25
Filazantsara araka an'i Lioka 19:25
(Fa hoy ireo taminy: Tompoko, efa manana farantsa folo izy.)
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
(And they said unto him, Lord, he hath ten pounds.)
In Context
24Ary hoy izy tamin’ izay nitsangana teo anilany: Alao ny farantsa eny aminy, ka omeo ilay manana farantsa folo
26Lazaiko aminareo: Izay rehetra manana dia homena; fa ny amin’ izay tsy manana, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 19
Cross References
Isaiah 55:8Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 19:25