bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 19 › Filazantsara araka an'i Lioka 19:36
Filazantsara araka an'i Lioka 19:36
Ary raha nandeha Jesosy, dia namelatra ny lambany teny an-dalana izy lreo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as he went, they spread their clothes in the way.
In Context
35Dia nitondra azy ho any amin’ i Jesosy izy ary nametraka ny lambany teo ambonin’ ny zana-boriky, ka nampitaingeniny azy Jesosy.
37Ary rehefa nanakaiky Izy ka tonga teo am-pidinana amin’ ny tendrombohitra Oliva, dia nifaly avokoa ny mpianatra maro be ka nidera an’ Andriamanitra tamin’ ny feo mahery noho ny asa lehibe rehetra izay efa hitany
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 19
Cross References
Matthew 21:8Ary ny ankabiazan’ ny vahoaka dia namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany nanapaka rantsan-kazo, dia nahahany teny an-dalana koa izany.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 19:36