Filazantsara araka an'i Lioka 2:33
Dia gaga ny ray aman-dreniny noho ny teny nilazana Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joseph and his mother marvelled at those things which were spoken of him.
In Context
32Dia fahazavana hahazava ny firenena sady voninahitry ny Isiraely olonao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 2
Cross References
Luke 1:65Dia raiki-tahotra izay rehetra niara-monina taminy; ary niely teny amin’ ny tany havoan’ i Jodia rehetra ny lazan’ izany rehetra izany.
Luke 2:48Ary raha nahita Azy izy, dia talanjona, ka hoy ny reniny taminy: Anaka, nahoana no nanao toy izay taminay Hianao? He! izato alahelon-drainao sy izaho nitady Anao!