The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 2 › Filazantsara araka an'i Lioka 2:51

Filazantsara araka an'i Lioka 2:51

Ary niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he went down with them, and came to Nazareth, and was subject unto them: but his mother kept all these sayings in her heart.

In Context

50Nefa tsy azon’ ireo ny teny izay nolazainy taminy.

52Ary Jesosy nitombo saina sy tena sady nandroso fitia tamin’ Andriamanitra sy ny olona.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 2

Cross References

Genesis 37:11Dia nialona azy ny rahalahiny; fa ny rainy kosa nitadidy izany zavatra izany.

Matthew 3:15Fa namaly Jesosy ka niteny taminy hoe: Ekeo ihany ankehitriny, fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra. Ka dia nekeny Izy.

Luke 2:19Fa Maria kosa nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.

Luke 18:37Ary hoy ny olona taminy: Jesosy avy any Nazareta no mandalo.

Ephesians 6:1Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin’ ny Tompo, fa marina izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 2:51

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 2:50Filazantsara araka an'i Lioka 2Filazantsara araka an'i Lioka 2:52 →