Filazantsara araka an'i Lioka 20:11
Dia naniraka mpanompo anankiray koa izy; ary nokapohiny mafy koa iny sady nalany baraka ka nampandehaniny maina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Dia naniraka anankiray koa izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 20
Cross References
Hosea 10:1Voaloboka misandrahaka Isiraely, mamoa ho azy izy; Araka ny habetsahan’ ny voany no nanaovany alitara betsaka, araka ny hatsaran’ ny taniny no nanaovany tsangam-baton-tsampy tsara tarehy.
Acts 7:52Iza no mpaminany izay tsy nenjehin’ ny razanareo? Eny, novonoiny aza izay naminany ny fihavian’ ilay Marina; ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono Azy ianareo,
Hebrews 11:36ary ny sasany niaritra fanesoana sy kapoka mafy ary fatorana sy tranomaizina koa;