bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 20 › Filazantsara araka an'i Lioka 20:12
Filazantsara araka an'i Lioka 20:12
Dia naniraka anankiray koa izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And again he sent a third: and they wounded him also, and cast him out.
In Context
11Dia naniraka mpanompo anankiray koa izy; ary nokapohiny mafy koa iny sady nalany baraka ka nampandehaniny maina.
13Dia hoy ny tompon’ ny tanim-boaloboka: Inona re no hataoko? Haniraka ny zanako malalako aho; angamba hanaja azy izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 20
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 20:12