Filazantsara araka an'i Lioka 20:3
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa mba hanontany anareo zavatra iray loha, ka lazao amiko:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he answered and said unto them, I will also ask you one thing; and answer me:
In Context
4Ny batisan’ i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin’ ny olona?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 20
Cross References
Matthew 15:2Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fampianarana voatolotry ny razana? Fa tsy mba manasa tanana izy, raha hihinan-kanina.
Colossians 4:6Aoka ny fiteninareo ho amin’ ny fahasoavana mandrakariva, ho mamy sira, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona rehetra.