Filazantsara araka an'i Lioka 20:40
Fa tsy nisy sahy nanontany Azy intsony ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And after that they durst not ask him any question at all.
In Context
39Ary ny mpanora-dalàna sasany namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, marina izay nolazainao.
41Ary hoy Jesosy taminy: Ahoana no lazaina fa Kristy no Zanak’ i Davida?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 20
Cross References
Proverbs 26:5Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy
Mark 12:34Ary raha hitan’ i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’ Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.