Filazantsara araka an'i Lioka 20:43
Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran’ ny tongotrao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Till I make thine enemies thy footstool.
In Context
44Davida amin’ izany manao Azy hoe Tompo; koa ahoana no maha-zanany Azy?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 20
Cross References
Psalms 21:8Fa ny mpanjaka matoky an’ i Jehovah, ary noho ny famindram-pon’ ny Avo Indrindra dia tsy hangozohozo izy.
Psalms 109:4Ny fitiavako dia valiany fandrafiana; Fa izaho kosa dia mivavaka.
Psalms 110:5Ny Tompo eo an-kavananao Dia handripaka ny mpanjaka maro amin’ ny andron’ ny fahatezerany
Revelation 19:14Ary ny antokon’ ny miaramila any an-danitra dia nanaraka Ary, samy nitaingina soavaly fotsy sy niakanjo rongony madinika sady fotsy no madio.