Filazantsara araka an'i Lioka 20:44
Davida amin’ izany manao Azy hoe Tompo; koa ahoana no maha-zanany Azy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
David therefore calleth him Lord, how is he then his son?
In Context
43Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran’ ny tongotrao.
45Ary hoy Jesosy tamin’ ny mpianany teo anatrehan’ ny olona rehetra:
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 20
Cross References
Matthew 1:23Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon’ ny olona hoe Imanoela, izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.
Luke 2:11fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan’ i Davida, dia Kristy Tompo.
Galatians 4:4fa rehefa tonga ny fotoan’ andro, dia nirahin’ Andriamanitra ny Zanany, nateraky ny vehivavy, nateraka tao ambanin’ ny lalàna,
Revelation 22:16Izaho Jesosy naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an’ ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak’ i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarika andro.