Filazantsara araka an'i Lioka 20:8
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus said unto them, Neither tell I you by what authority I do these things.
In Context
7Dia namaly ireo fa tsy fantany izay nihaviany.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 20
Cross References
Job 5:12Dia Izay mahafoana ny hevitry ny fetsy, ka tsy hahefan’ ny tànany na inona na inona hahasoa ny tenany;
Matthew 15:14Avelao izy; mpitarika jamba izy; ary raha ny jamba no mitarika ny jamba, dia samy ho latsaka any an-kady izy roa.
Matthew 21:27Dia namaly an’ i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesosy taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany.
Luke 22:68Ary na dia hanontany aza Aho, dia tsy hamaly akory ianareo.