Filazantsara araka an'i Lioka 21:29
Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he spake to them a parable; Behold the fig tree, and all the trees;
In Context
30Raha hitanareo fa vao manaroka ireo, dia fantatrareo ihany fa efa akaiky sahady ny lohataona.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 21
Cross References
Matthew 24:32Ary mianara ny fanoharana ny amin’ ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.