Filazantsara araka an'i Lioka 22:14
Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ ny Apostoly.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the hour was come, he sat down, and the twelve apostles with him.
In Context
13Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
Matthew 26:20Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin’ ny mpianatra roa ambin’ ny folo lahy.
Mark 14:17Ary nony hariva ny andro, dia tonga Izy sy ny roa ambin’ ny folo lahy.