Filazantsara araka an'i Lioka 22:15
Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said unto them, With desire I have desired to eat this passover with you before I suffer:
In Context
14Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ ny Apostoly.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
John 4:34Hoy Jesosy taminy: Ny haniko dia ny manao ny sitrapon’ izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany.
John 17:1Rehefa nolazain’ i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin’ ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan’ ny Zanaka Anao.