Filazantsara araka an'i Lioka 22:24
Ary nisy koa fifandirana tao aminy ny amin’ izay anankiray aminy hatao lehibe.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there was also a strife among them, which of them should be accounted the greatest.
In Context
23Ary ireo nifanontany izay anankiray eo aminy hahefa izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
Mark 9:34Fa tsy nahateny izy, satria efa niady hevitra teny an-dalana izy ny amin’ izay lehibe indrindra.
Luke 9:46Dia nisy fisainana niseho tao am-pony ny amin’ izay ho lehibe ao aminy.
1 Corinthians 13:4Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo,
James 4:5Ary ataonareo va fa miteny foana ny Soratra Masìna? Ny fanahy, izay nampitoeriny ato anatintsika dia iriny amin’ ny fahasaro-piaro.