Filazantsara araka an'i Lioka 22:51
Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nanendry ny sofiny Izy ka nahasitrana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus answered and said, Suffer ye thus far. And he touched his ear, and healed him.
In Context
50Ary ny anankiray teo aminy dia nikapa ny mpanompon’ ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny ankavanana.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
John 18:8Jesosy namaly hoe: Efa nolazaiko taminareo fa Izaho no Izy; koa raha Izaho no tadiavinareo, dia avelao handeha ireto;
Romans 12:21Aza mety ho resin’ ny ratsy ianao, fa reseo amin’ ny soa ny ratsy.
1 Peter 2:21Fa ho amin’ izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany;