Filazantsara araka an'i Lioka 22:54
Ary izy ireo nisambotra an’ i Jesosy, dia nitondra Azy ho ao an-tranon’ ny mpisoronabe. Ary Petera nanaraka teny lavidavitra eny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
55Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
2 Chronicles 32:31Nefa noho ny amin’ ny irak’ ireo mpanapaka tany Babylona, izay naniraka tany aminy mba hanontany ny amin’ ny zava-mahagaga natao teo amin’ ny tany, dia nilaozan’ Andriamanitra izy, mba hizahany toetra azy hahalalany izay rehetra ao am-pony.
Mark 14:53Ary nitondra an’ i Jesosy ho any amin’ ny mpisoronabe izy; ary niangona teo aminy ny lohan’ ny mpisorona rehetra sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna.
John 18:12Ary ny miaramila iray toko sy ny mpifehy arivo ary ny mpiandry raharaha tamin’ ny Jiosy dia nisambotra an’ i Jesosy ka namatotra Azy,