Filazantsara araka an'i Lioka 22:56
Ary ny ankizivavy anankiray, nony nahita azy nipetraka teo anilan’ ny afo, dia nandinika azy ka nanao hoe: Ity koa nomba Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
55Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera.
57Fa izy nandà ka nanao hoe: Ravehivavy, tsy fantatro Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
Mark 14:6Fa hoy Jesosy taminy: Avelao izy; nahoana ianareo no mampalahelo azy? Asa soa no nataony tamiko.
Mark 14:66Ary raha nitoetra teo ambany teo an-kianja Petera, dia avy ny anankiray tamin’ ny ankizivavin’ ny mpisoronabe;